|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tambinoana |
| Singan-teny | 2tamby, 3noana |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Anarana karazan' ahitra an-drano.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6(de tamby : paiement d'un service ; et noana : affamé, qui a faim).
7D'après Malzac, c'est une « plante aquatique ». 8En réalité du bord des eaux. 9Polygonum sp. (Polygonaceae). 10Le nom malgache indique qu'elle devait être consommée en période de disette. 11Voir aussi tambonoana.. [Merina, Betsileo] [1.196] |
| Ohatra |
12 Tsy ny tambitsy no tsy misy, ary ny tambinoana no tsy mitovy teny, ary tsy ny tanàna no kely faritra;
[2.69#219]
|
| Voambolana | 13 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 14 ambin-taona, 15 Amboantany, amboantany, 16 anatambino, 17 tambinoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|