|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 tamberin-tany
Singan-teny  2tamberina, 3tany
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fahadison-dalana ka mampiverina indray eo amin' izay efa naleha. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6bewildered as to the direction of east, west, north, and south. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7état de celui qui est désorienté, qui ne connait plus les quatre points cardinaux, par suite d'étourdissement, de changement subit de lieu.... [1.3]
Ohatra  8 Voan’ ny tamberintany koa angamba aho ê! [2.4#84]

Teny iditra (2/3)9 tamberintany
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11hanina tanindrazana. [Taimoro] [1.78]

Teny iditra (3/3)12 Tamberintany
Singan-teny  13tamberina
Sokajin-teny  14 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  15Ratsifandrihamanana Clarisse
Mpanonta printy  16 Imprimerie Faneva. 1961.

Fivaditsoratra  17 tamberin-tany, tamberintany, Tamberintany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05