|
|
|
|

Teny iditra1 takon-kenatra
Singan-teny  2takona, 3henatra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilazana ny varavaran-tapaka mamefy ny mason' ny olona tsy hahita hatrany amin' ny atin' ny fandrahoan-kanina.
6tapa-damba anaronana ny faritra mahamenatra amin' ny tena mba tsy hiboridanana.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7[henatra, shame.] A small partition close by the door, a screen.
8fig.
9money presented to assist on any special occasion.. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12