|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 takolahy |
| Fototeny | 2takolaka |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana takolahina [Fitanisana] |
| Ohatra |
4 takolahy ao am-baravarana izy dia henoy ny resany
[1.1]
5 takolahy io soavaly io fa loza raha hihetsiketsika [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10 |
|