|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 takolahina |
| Fototeny | 2takolaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Iafenana ao ambadiky ny zavatra iray mba hitiliana olona na hihainoana ny resany: Takolahy ao am-baravarana izy dia henoy ny resany.
5Roritina kely, vivitina ny takolany -- (soavaly) sintonina amin' ny lamboridy eo akaikin' ny vavany: Notakolahikoilay zaza ka mena fify tery ny anao. 6/ Takolahy io soavaly io fa loza raha hihetsiketsika. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to be seized by the cheeks, as a child in order to make it open its mouth; to be held by the bridle near the mouth, as a restive horse; to be waited for at the post of a door, etc., as a person to be seized..
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 lahitokana, 13 takolahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|