|
|
|
|

Teny iditra1 takelajozoro
Singan-teny  2takelaka, 3zozoro
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Zozoro maro nalahatra dia notevehina bararata kely lava na fantaka mba hampitambatra azy.
6(Ny takelaka dia fanaon' ny olona solom-baravarana vonjimaika, na fefy anakonan-javatra, na tontam-parafara lafiky ny kidoro). [1.1]
Tovy hevitra  7takelaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12