|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 takelaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zozoro maro nalahatra dia notevehina bararata kely lava na fantaka mba hampitambatra azy.
4(Ny takelaka dia fanaon' ny olona solom-baravarana vonjimaika, na fefy anakonan-javatra, na tontam-parafara lafiky ny kidoro). 5Zavatra fisaka ary manify mielakelaka. 6Tahon-jozoro tohitohizina amin' ny fantaka ampiasaina hatao fefy na lafika. 7Ny ravin-taratasy isanisany amin' ny boky na kahie...: Zato takelaka ity kahie ity. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8a sheet of anything; a sheet of paper.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9Quelque chose de plat et de mince, pellicules qui se soulèvent sur la peau, feuilles de papier, feuillets d’un livre; claie faite avec le Zozoro.
[1.3#650] 10feuille ou plaque; feuille de papier. [1.8] 11feuillet, lame, feuille, panneau, plaque. [1.13] |
| Ohatra |
12 Farafaran' ny Ntaolo avo tongotra, milafika takelaka zozoro sy tsihy isatra ary kidoro jiafotsy no handrian' izy mivady lehibe
[2.470]
|
| Kamban-teny rehetra | 13Fikambanana 13 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|