|
|
|
|

Teny iditra1 taizan' andriana
Singan-teny  2taiza, 3andriana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ireo olona na zaza zanaky ny mpanompo teraka tao an-dapa ka ny mpanjaka no mikarakara azy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12