|
|
|
|

Teny iditra1 taim-boraka
Singan-teny  2tay, 3voraka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ny sakafon' ny omby na ny ondry mbola hita ao amin' ny rorohany rehefa vonoina izy.
6zavatra tsy misy vidiny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7dung from a slaughtered bullock. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8Choses obtenues par la violence sont comme les excréments qu'on retire des intestins d' un boeuf en les pressant. [2.415#736]
9excréments des intestins d'un animal abattu. [1.8]
[taimboraka] 10(toute l'île).
11Nourriture à moitié digérée extraite de la panse des Ruminants (boeufs, moutons) ou du gésier des oiseaux domestiques.
12On lui attribuait de grandes vertus médicinales.
13Elle contient effectivement des enzymes très actifs.. [1.196]
Ohatra  14 Vorivorinkena sy ny taimboraka ao anatiny. [2.69#263]
15 Borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao [2.508]
Voambolana  16 Haiaina
Tovy hevitra  17tain-droroha
Ohabolana  18 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  19 karaimbato, 20 kariam-bato, 21 miborataka, 22 mikoratabà, mikorataba, 23 taim-boraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03