|
|
|
|
Teny iditra
1
manatailana
Fototeny
2
tai
lana
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mahatonga tailana, mandidy misomaradimbana.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
manatailana
6
Ny lasa :
nanatailana
7
Ny hoavy :
hanatailana
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12