|
|
|
|

Teny iditra1 tahon' afokasoka
Singan-teny  2taho, 3afo, 4kasoka
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6ilazana ny zanak' afo tsirairay ao anatin' ny tranony; ilay tapan' afokasoka tsy mirehitra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7allumette, tige d'allumette. [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11