Teny iditra | tahio | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Mahafaly] Farihy [1.78] | ||||
Teny iditra | tahio (tahy) | ||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tahina | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Mety hanan-kevitra maro ny hoe «tahio»: ampio, vonjeo, arovy, tsofy rano [2.313] | ||||
Ohatra |
| ||||
Fivaditsoratra | ahitô, atohy, tahio, tahoy, tohay |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21 |