|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tafy soratra |
| Singan-teny | 2tafy, 3soratra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5misy pentina tsy mitovy fipetraka, toy ny omby izay misoratra lehibe amin' ny ilany havanana ary kely kosa amin' ny ilany havia.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6Spotted unequally.
7Applied to cattle.. [1.2] |
| Fivaditsoratra | 8 fiara tsotra, 9 tafy soratra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|