|
|
|
|

Teny iditra1 tafon-tranon' andriana
Singan-teny  2tafo, 3trano, 4andriana
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  61) ny trano rehetra, satria noheverina fa ny andriamanjaka no tompony voalohany; 2) ny trano ipetrahan' ny andriamanjaka; 3) enti-milaza ny olona nafahana tamin' ny fanandevozana na olom-potsy, satria ny mpanjaka ihany no noheverina ho tompony. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7Les maisons royales ; toutes les maisons en général, parce que le souverain en est censé le premier maître.
8figuré: les affranchis, les libres. [1.3#642]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11