|
|
|
|

Teny iditra1 tafondro miandry tsena
Singan-teny  2tafondro, 3miandry, 4tsena
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6enti-milaza ireo saonjo milahadahatra toa tafondro eny an-tsena. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12