|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tafondro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fiadiana lehibe fandefasam-baomba entina miady any an-tafika, izay matetika entina kodiarana..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a cannon.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5canon.
[1.8] |
| Ohatra |
6 Tsy fantatr' izy roa lahy na firy na firy ny tafondro nandraraka.
[2.472]
7 ary ny tafondro eroa Ambatondrafandrana no mamaly. [2.48] |
| Voambolana | 8 Miaramila |
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|