|
|
|
|

Teny iditra1 tafondro maro vava
Singan-teny  2tafondro, 3maro, 4vava
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6tafondro mahavoaka bala maromaro sy ankisesy ao anatin' ny fotoana fohy. [1.1]
Ohatra  7 tafondro marovava indray koa no namelezana ireo. [2.472]
Voambolana  8 Miaramila

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12