|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tafihina |
| Fototeny | 2tafika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza fahavalo izay hatonina hasiana any aminy, tanàna izay ibosesehana halaina: Notafihin' ny alemaina i Frantsa tamin' ny 1945 / Notafihin' ny fahavalo ny tanànanay.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be attacked, to be invaded.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qu'on attaque, qu'on envahit.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 fahatiny, 13 fitahina, 14 tafihina, 15 tifahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|