|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tafasiry |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3angano.
[Bara]
[1.78] 4resaka. [Tanala] [1.78] 5Resaka mahasoa; dinidinika; tapatapakahitra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6conversation.
[1.2, 1.7] 7discourse. 8[Swa. 9tafasiri and Mal. 10tafsir (from Arabic), explanation.]. [1.2] 11chatting. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12Causerie, conversation utile; sujet de la conversation.
[1.3] 13conversation, bavardage. [1.8] |
| Ohatra |
14 Voatsiahy avokoa ny resaka fataony sy ny tafasiry ifanaovana aminy, ny fikirizany sy ny fitiavany ny ankohonany, izay miavaka indrindra amin' ny hafa.
[2.470]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 27Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 29 farisaty, 30 fiaratsy, 31 tafasiry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|