|
|
|
|

Teny iditra1 tafasirina
Fototeny  2tafasiry
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza ny zavatra izay resahina: Mba zavatra mahafinaritra sy tsara tafasirina, rankizy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be conversed about, to be talked about. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6dont on cause. [1.3]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 fisatriana, 12 tafasirina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12