|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tafaresaka |
| Fototeny | 2resaka |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4qui a causé.
[1.3] |
| Ohatra |
5 Ary dia tafaresaka tamin'i Florence araka izany koa Mme Bonzon.
[2.356]
6 Tadidinao tsara, raha tafaresaka tamin' ny Andriamanjaka isika, tsy mbola vory daholo isika Andriambaventy tamin' iny. [2.528] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|