|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tafa
Fototeny  2la
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4La: ...
5Ny tovona voa sy tafa dia tsy mety aminy; tsy fanao ny hoe voalà sy tafalà na dia hita ao amin'ny diksionera sasany aza izany.. [1.10]
Fanazavàna teny frantsay  6qui nie. [1.3]

Teny iditra (2/2)7 tafala
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny anglisy  9the name of a bird. [Provincial] [1.2]
Voambolana  10 Haibiby: vorona

Fivaditsoratra  11 tafala, tafalà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03