|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tady mita |
| Singan-teny | 2tady, 3mita |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5tady asain' ny mpanao sikidy henjanina avy eo amin' ny zoron-trano atsimo andrefana mankamin' ny zorony avaratra atsinanana mba hiarovana amin' ny loza.
6tady henjanina avy amin' ny morondrano iray mankamin' ny morony erỳ am-pita ka arahina rehefa miampita an-domano. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7Corde tendue commo préservatif par l’ordre des Sikidy, de l'angle sud-ouest de la maison à l’angle nord-est.
8corde tendue sur une rivière d'un bord à l’autre pour la passer à la nage. [1.3#639] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|