|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tabiha sy rehareha |
| Singan-teny | 2tabiha, 3rehareha |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny anglisy |
5tabihanay sy reharehanay: our glory and our pride.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6tabihanay sy reharehanay: notre gloire et notre orgueil.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Ary ho lehibe sy hifanantitra amin' izy mivady ireo, ho tabiha sy reharehany.
[2.470]
8 ary nasehony andro maro, dia valo-polo amby zato andro, ny harena amam-boninahitry ny fanjakany ary ny tabiha sy rehareha momba ny fahalehibiazany. [2.996] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|