|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tabaina |
| Fototeny | 2taba |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Akorontana: Notabain' i Fara kely ny bokiko rehetra teo ambony latabatra.
5Lotoina amin' ny fitsabahana amin' ny tanana: Aza tabainareo ny rano ao am-pantsakana. 6Hanina amim-piosanosanana: Mahasosotra ny mijery ireto ankizy ireto fa tabainy ny fihinana vary. 7Tairina, tsy avala hipetrapetraka fa horakorahina: Notabain-dry zalahy ny vorona ka lasa. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8tabatabaina.
[1.2] 9to be taken by and eaten greedily from the hand. [Provincial] [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10Qu’on prend avec avidité et qu'on mange goulûment, qu’on salit en remuant avec la main, qu'on bouleverse, qu'on tracasse.
[1.3] |
| Ohatra |
11 Aza tabaina ny fihinanareo vary (Ne mangez pas goulûment votre riz)
[1.3]
12 Aza tabaina ny zandrin’ ialahy izay matory (Ne tracasse pas ton cadet qui dort) [1.3] 13 notabain' ny akoho ny zavatra rehetra eto an-trano (Les poules ont tout bouleversé dans la maison [1.3] 14 Aza tabainareo ny rano eo am-pantsakana (Ne salissez pas l’eau de la fontaine en la remuant avec la main) [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 19 bataina, 20 ibatana, 21 itabana, 22 tabaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|