|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tabatabaina |
| Fototeny | 2tabataba |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tairina amin' ny horakoraka na kotaba: Aza tabatabaina ny voronkosamborina.
5Helingelenina: Notabatabainao, hono, izy ka nanjary tsy hainy ny fianarany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be confused with noise, to be bustled, to be interrupted..
[1.2] 7to be disturbed, to be bothered with noise. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8qu'on dérange, qu'on trouble par le tapage.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 batabataina, 15 itabatabana, 16 tabatabaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|