Teny iditra | sosoarano | |
Singan-teny | sosoa ; rano | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taifasy] sosoa be rano [1.78] | |
Ohatra | Ny fahandro ny vary dia ny ampangoro, sosoaridritra, sosoarano, sosoamisitra (rehefa manitra tsara ny vary dia dabohan-drano dia haroina), ary ny vary amin-tetikena, dia ny vary faho asian-tsakay sy sira eo am-bilany
[1.437] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Fivaditsoratra | roa sosona, sosoarano |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25 |