|
|
|
|

Teny iditra1 sorotankazo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Hazomaniry maty ny ilany, izay nampiasaina ho fanalana faditra taloha: Nataoko ho hazomanga hialofana lahy, hay sorotankazo tsy mahaleo otina, -- ka vao donin-dambo dia hentitra.
4
(Tselatra). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5(de sorona : offrande, tanila an-kazo : arbre qui a perdu un côté).
6Arbre frappé par la foudre et mort d'un seul côté.
7On lui prête des vertus magiques.
8C'est souvent un lieu choisi pour les exorcismes et d'autres cérémonies magiques.. [1.196]
Voambolana  9 Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12