|
|
|
|

Teny iditra1 sorohina
Fototeny  2soroka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4(tany na ahitra) Alana amin' ny angady, izay asosa fotsiny hisafosafo ny tany ny vohony: Sorohy kely ireto ahitra ireto fa mandoto tokotany.
5ialana mialoha: Tokony hosorohina ny loza amin' ny fitandremana fatratra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be dodged to be cleared (of ground); to be removed. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7dont on s'esquive; qu'on enlève en sarclant; qu'on ôte. [1.8]
Ohatra  8 sorohina ny ahitra mandady eny an-tokotany [2.470]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 sohirano, 15 sorohina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02