|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 soratononina |
| Singan-teny | 2soratra, 3tononina |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Fanazarana na fampiasana any an-tsekoly, hianarana ny fanoratana ny teny araka ny fanao na ny fitsipi-panoratana; teny tononin' ny hafa ka soratan' ny hafa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6dictée.
[1.13] |
| Ohatra |
7 Ary dia isan-kariva, tamin' ny tsy fianaranay teny anglisy, tonga tany amiko izy nanazatra ahy nitendry masinina, na nampanao ahy soratononina an-tsorapohy.
[2.4#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|