|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sorapohy |
| Singan-teny | 2soratra, 3fohy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Fomba fanoratra amin' ny alalan' ny tsipika mandry na miolikolika na mifaingoka, izay efa ifanarahana, ka ampiasaina hanafohy ny fanoratan-teny hahafahana manoratra teny haingana tahaka ny anononana azy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6sténographie.
[1.13] |
| Ohatra |
7 Fa ny mikasika ny asany izao, dia ny fianarana sora-tendry, sorapohy ary taokaonty.
[2.4#]
|
| Tovy hevitra | 8soratrandra |
| Fivaditsoratra | 9 saropohy, 10 sorapohy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|