|
|
|
|

Teny iditra1 sorabe
Singan-teny  2soratra, 3be
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Lahatsoratra momba ny tantaran-drazana sy fomba antaimora vita amin' ny tarehintsoratra arabo. [1.1]
Teny nalaina  6 Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  7 besaro, 8 Besora, 9 boresa, 10 rebosa, 11 sorabe

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12