|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sorabaventy |
| Singan-teny | 2soratra, 3vaventy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
5lettre majuscule (une), lettre capitale.
[1.13] |
| Ohatra |
6 Hita tamin' izany ny lamba jaky marevaka, ny sezam-panjakana sy ny satro-panjakana mihoso-bolamena, ny sorabaventy milaza andininy nalaina avy tao amin' ny Baiboly
[2.508#]
|
| Voambolana | 7 Haiteny |
| Tohi-kevitra | 8soramadinika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|