|
|
|
|

Teny iditra1 somidika
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3(s-om-idika) Enti-milaza ny ro na ny rano misy menaka mitsinkafona eny amboniny: Somidika ity ro ity ka tsy azo omena ny marary. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Ohabolana  6 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  7 midosika, 8 misodika, 9 somidika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02