|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisomidika |
| Fototeny | 2somidika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny zavatra misomidika, izany hoe misy menaka mitsinkafona ambonin' ny rano: Jereo ny fisomidik' itỳ ro; aza dia mahery mihinana amin' io sao dia marary kibo.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|