|
|
|
|

Teny iditra1 somary
Fototeny  2sary
Sokajin-teny  3 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4Mody, tsy dia tena: Somary nisafosafo saoka izy tamin' izay.
5Manopy: Somary vony.
6Saika...
7kely: Somary adalaizay ny rainy..
8Atsimo somary atsinanana: atsimo lasa miantsinanana kely. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9sort of, somewhat like. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10en quelque sorte, un peu comme si. [1.8]
Ohatra  11 --Mahafinaritra ity izy, hoy ny famaliny ny tenin-dRandrianaivo, ny feony somary mavesabesatra sy mivelabelatra. [2.324]
12 somary naka hery Rainitoandro ka nampakatra ny feony. [2.470]
13 Hoy aho somary nihomehy. [2.471]
14 Ny fihetsiny ao an-trano koa toa somary terena, somary henjana. [2.472]
Kamban-teny rehetra  15somary sompirana

Fivaditsoratra  16 masiro, 17 misaro, 18 mosary, 19 somary

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08