|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sola manara-dia |
| Singan-teny | 2sola, 3manaraka, 4dia |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6enti-milaza an' ohatra ireo olo-mahantra zokiolona izay tsy mitarika fa ataon' ny olona mpanaraka manjohizohy avy aoriana fotsiny.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|