|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 sokatra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fivohana; tsy fikombonana fa fitanatanana..
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 22 sokatra |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
24Karazam-biby mandia tongotra efatra, iva tongotra, mifono ao anaty akora, izay mafy eo amin' ny faritra manarona ny lamosiny sy ny tendany, manify kosa eo amin' ny fanambaniny; manatody aleviny any anaty fasika ny sokatra; hanin' ny olona ny nofon' ny sokatra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
25a turtle or tortoise.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26petite tortue.
[1.54] 27tortue. [1.8] |
| Ohatra |
28 Izy roa tonta dia samy mankafy sokatra, kanefa samy fady mihinana sokatra lavitra ny ranomasina.
[2.508#17]
29 Nahefa lovia-bara, hara teny sakalava milaza hoditra ny sokatra lebibe izay ao amy ny ranomasina, fa tsy kely tahaky ny sokatra aty Merina, ka anaovana taozavatra betsaka. [2.48] |
| Voambolana | 30 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
| Mpanahaka | 31 fano, 32 kapiky, 33 sokabe |
| Kamban-teny rehetra | 34Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 35 koartsa, 36 kosatra, 37 rotsaka, 38 satroka, 39 sokatra, 40 trosaka, 41 tsoraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|