|
|
|
|

Teny iditra1 fisokafana
Fototeny  2sokatra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fivohana: Amin'ny 8 ora ny fisokafan'ny trano fiasana amin'ny maraina.
5
.
6Fitanatana: Mahatahotra ahy ny fisokafan'ny vavan'itỳ biby be ity.
7
.
8Fialan'ny saron'ny zavatra iray: Samy niandry ny fisokafan'ny vilany ny ankizy fa toa hisy inona ihany tao.
9
.
10Fahazoana manao, miasa, mampiasa, mihaza...: Amin'ny herinandro ambony, hono, ny fisokafan'ny lalana mankany Morondava.
11
. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12