|
|
|
|

Teny iditra1 misohika
Fototeny  2sohika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mararin' ny sohika.
5Tsy avy miaina, semposempotra: Misohika izy rehefa miaka-piakarana. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Voambolana  9 Fahasalamana
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 mikisoha, 12 misohika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02