|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sodisody |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fiverimberenana manodidina zavatra na olona imbetsaka; fahatongavana hijerijery fotsiny; fihelingelenana mba hizaha taratra; fihaodihaodiana manodidina zavatra, ka eny lavitra eny no mitazantazana sy manarangarana..
[1.1#886] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4réserve, action de se tenir à l'écart par honte ou par timidité, action de rôder.
[1.3#615] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 15 disodiso, 16 sodisody |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|