|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 misodisody
Fototeny  2sodisody
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miverimberina manodidina zavatra na olona imbetsaka toa mizaha taratra, mihaodihaody; mandehandeha manodidina: Misy olona misodisody manodidina ny tranony, hono, isan' alina. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9 misodisody
Sokajin-teny  10 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11misavoana. [Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  12 midisodiso, 13 misodisody

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12