|
|
|
|

Teny iditra1 fisodika
Fototeny  2sodika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina misodika, manala ny hoza-dravin'ny rofia, na manesotra ny vato kely madinika amin'ny vary alohan'ny hitotoana azy, na mikendrikendry ny zavatra tadiavina (papango) hofaohina; na fisonenika eo am-pandihizana.. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12