|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 soamalondona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zavamaniry mitovitovy amin' ny avoko, mitapela-dravina, ivaiva, misy vodiny be ranony mampivalana, ataon' ny olona famonoam-boalavo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4(de soamalo et dona : coup, choc violent ; allusion à l'emploi du tubercule frais, en topique sur les coups, pour éviter les hématomes ; il faut prendre garde à sa toxicité et ne pas l'employer en cas de lésions ouverte).
5Euphorbia primulifolia Baker (Euphorbiaceae). 6Même emploi que soamalo comme mort-au-rat naturelle. 7On l'appelle encore tangemboalavo, c'est-à-dire : poison des rats (les deux noms sont cités par Malzac).. [Merina, Betsileo] [1.196] |
| Voambolana | 8 Haizavamaniry |
| Tovy hevitra | 9soamalondoka |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|