|
|
|
|

Teny iditra1 soamalondoka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavamaniry mitovitovy amin' ny avoko, mitapela-dravina, ivaiva, misy vodiny be ranony mampivalana, ataon' ny olona famonoamboalavo. [1.1]
Voambolana  4 Haizavamaniry: ahitra
Tovy hevitra  5soamalondona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12