|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sitrapo |
| Singan-teny | 2sitraka, 3fo |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Tanja-panahy ahazoan' ny olombelona manapa-kevitra hanao zavatra iray, na dia zavatra tsy tiany aza.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6the will; one's own desires.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7la volonté; les désirs.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Ny olona tsara sitrapo rehefa diso fanantenana dia mahita fomba an' arivony hiavotana;
[1.369#]
9 Koa na inona na inona sitrapo tianao hampanaovina anay, matokia ianao fa ataonay tomombana sy iavorary, hataonay [2.588#] |
| Voambolana | 10 Ontam-po |
| Mpanahaka | 11 daninnykibo, 12 finiavana, 13 haitraitra, 14 nahimpo, 15 sitraka |
| Kamban-teny rehetra | 16an-tsitrapo |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|