|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 finiavana |
| Fototeny | 2nia |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanaovan-javatra an-tsitrapo; asan' ny sitrapo hanao na tsy hanao zavatra iray: Misaotra anareo tonga; mila finiavana ny fahatongavana atỳ an-tany lavitra atỳ amin' ny andro ratsy toy izao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5intent or purpose to do something.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6l'intention de faire une chose.
[1.8] |
| Voambolana | 7 Ontam-po |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|