|
|
|
|
Teny iditra
1
siti
si
ty
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
Fandeha miridiridy sy mitikintikina, famindra feno hakevohana mampiseho hakingana.
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
misiti
si
ty
,
5
misitisitia
Matoantenin' ny iharana :
6
tafasitisity
Matoantenin' ny fameno :
7
isitisi
ti
ana
Anarana :
8
fisitisitiana
,
9
fisitisity
,
10
mpisitisity
Mpamaritra :
11
mahasitisity
,
12
misiti
si
ty
,
13
misitisitia
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19