|
|
|
|

Teny iditra1 fisitisity
Fototeny  2sitisity
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran'ny olona misitisity, mandeha mitikintikina, mamindra feno hakevohana..
5Fandehanana mitikintikina: Endre izany fisitisitin'Ibalita nisantatra ilay akanjo kely vaovaony tamin'ny krismasy.
6
. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12