|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sinokatra |
| Fototeny | 2sokatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Voasokatra, nosokafana, novohaina hahitana ny ao anatiny: Nosinokatra ny vata ka inona no tao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5qu'on a ouvert, entr'ouvert, découvert, où l'on a permis de passer de nouveau.
[1.3#618] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 9voasokatra |
| Fivaditsoratra | 10 antsirako, 11 sinatroka, 12 sinokatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|